Epistily faharoa nosoratan'i Petera 2:7
fa Lota marina, izay ory dia ory noho ny fijejojejoan’ ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And delivered just Lot, vexed with the filthy conversation of the wicked:
In Context
Read all of Epistily faharoa nosoratan'i Petera 2
Cross References
Genesis 19:7ary hoy izy: Masìna ianareo, ry rahalahiko, aza manao ratsy.
Genesis 19:22Mandehana faingana, mandosira ho ao; fa tsy mahazo manao na inona na inona aho mandra-pahatonganao ao. Izany no nanaovana ny anaran’ ny tanàna hoe Zoara.
Psalms 120:5Lozako, fa mivahiny eto amin’ ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain’ ny Kedarita!
Jeremiah 23:9Ny amin’ ireo mpaminany. Montsamotsana ato anatiko ny foko, mangozohozo ny taolako rehetra, toy ny olona mamo aho, ary toy ny lehilahy leon-divay, noho ny amin’ i Jehovah sy noho ny teniny masìna.
2 Peter 3:17Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan’ ny fahadisoan’ ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin’ izay iorenanareo;