The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 2 › Bokin'ny Mpitoriteny 2:13

Bokin'ny Mpitoriteny 2:13

Dia hitako fa ny fahendrena dia tsara’ noho ny fahadalana, toy ny fahatsaran ny mazava noho ny maizina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then I saw that wisdom excelleth folly, as far as light excelleth darkness.

In Context

12Ary nitodika aho hijery ny fahendrena sy ny fahaverezan-tsaina ary ny fahadalana; fa inona no hataon’ ny olona izay handimby ny mpanjaka? Izay efa natao hatramin’ ny ela ihany.

14Ny mason’ ny hendry dia eo an-dohany; fa ny adala kosa mandeha amin’ ny maizina; nefa hitako fa mitovy ihany ny manjo azy roa tonta.

Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 2

Cross References

Psalms 119:105Fanilon’ ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.

Proverbs 4:5Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana; Fa aza hadinoina na ihemorana ny teny aloaky ny vavako.

Proverbs 14:8Ny mitandrina ny alehany no fahendren’ ny mahira-tsaina; Fa fitaka ny hadalan’ ny adala.

Ecclesiastes 7:11Tsara tahaka ny lova ny fahendrena, sady zava-mahasoa ho an’ izay mahita masoandro izany.

Ecclesiastes 9:16Koa hoy izaho: Aleo fahendrena toy izay hery; kanjo hamavoina ny fahendren’ ny malahelo, ary ny teniny tsy mba henoina.

Ecclesiastes 11:7Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Mpitoriteny 2:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Mpitoriteny 2:12Bokin'ny Mpitoriteny 2Bokin'ny Mpitoriteny 2:14 →