The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 17 › Bokin'i Joba 17:11

Bokin'i Joba 17:11

Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako. Dia izay hevitra fikirin’ ny foko indrindra;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My days are past, my purposes are broken off, even the thoughts of my heart.

In Context

10Avia avokoa indray ary ianareo rehetra tsy mahita izay olon-kendry eo aminareo aho.

12Ny alina ataon’ ireny ho antoandro, ary ny mazava ho efa akaiky, nefa tamy ihany ny maizina.

Read all of Bokin'i Joba 17

Cross References

Job 7:6Faingana noho ny famahanan-tenona ny androko ka lany tsy misy fanantenana.

Job 17:1Efa ho ritra ny aiko; Efa milopilopy ny androko; Efa miandry ahy ny fasana.

Proverbs 16:9Ny fon’ ny olona mihevitra tsara ny halehany; Fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany.

Ecclesiastes 9:10Izay rehetra azon’ ny tananao atao dia ataovy amin’ ny herinao; fa tsy misy asa, na hevitra, na fahalalana, na fahendrena, any amin’ ny fiainan-tsi-hita izay alehanao.

Isaiah 38:10Hoy izaho: Amin’ izao andro mbola iadanako izao no tsy maintsy idirako amin’ ny vavahadin’ ny fiainan-tsi-hita; nesorina tamiko ny androko sisa.

Romans 1:13Ary tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa matetika aho no efa nikasa hankatỳ aminareo (saingy azon-tsampona mandraka ankehitriny aho), hananako izay vokatra atỳ aminareo koa, toy ny any amin’ ny jentilisa sasany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 17:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 17:10Bokin'i Joba 17Bokin'i Joba 17:12 →