Bokin'i Joba 17:10
Avia avokoa indray ary ianareo rehetra tsy mahita izay olon-kendry eo aminareo aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But as for you all, do ye return, and come now: for I cannot find one wise man among you.
In Context
9Fa ny marina mifikitra tsara amin’ ny halehany, ary izay madio tanana no hitombo hery.
11Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako. Dia izay hevitra fikirin’ ny foko indrindra;
Cross References
Job 6:29Masìna ianareo, diniho indray aho, ary aoka tsy hisy fitsarana tsy marina; eny, diniho indray aho, fa mbola ao ihany ny fahamarinako.
Job 15:9Inona no fantatrao, ka tsy mba fantatray koa, na saina azonao, ka tsy ato aminay koa?
Job 18:3Sao ataonareo ho biby anie izahay ka tahaka ny maloto eo imasonareo?
Job 42:7Ary rehefa voalazan’ i Jehovah tamin’ i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin’ i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan’ i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy.
1 Corinthians 1:20Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin’ izao tontolo izao? Tsy nampodin’ Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren’ izao tontolo izao?