Filazantsara araka an'i Lioka 9:2
Ary Izy naniraka ireo handeha hitory ny fanjakan’ Andriamanitra sy hahasitrana ny marary.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he sent them to preach the kingdom of God, and to heal the sick.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 9
Cross References
Matthew 10:7Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan’ ny lanitra.
Matthew 24:14Ary hotorina amin’ izao tontolo izao ity filazantsaran’ ny fanjakana ity ho vavolombelona amin’ ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.
Mark 6:12Dia lasa nandeha izy ireo ka nitory fa tokony hibebaka ny olona.
Luke 9:11Ary ny vahoaka, nony nahalala, dia nanaraka Azy; ary Izy nandray azy tsara ka nilaza taminy ny amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra; ary izay marary dia nositraniny.
Luke 10:9Ary sitrano izay marary ao, ka lazao amin’ ny olona hoe: Efa mby akaiky anareo ny fanjakan’ Andriamanitra.
Luke 16:16Ny lalàna sy ny mpaminany dia hatramin’ i Jaona; ary hatramin’ izany no efa nitoriana ny filazantsaran’ ny fanjakan’ Andriamanitra, ary misesika izay rehetra miditra eo.