Bokin'ny Salamo 148:11
Ny mpanjaka amin’ ny tany sy ny vahoaka rehetra, Ny mpanapaka sy ny mpitsara rehetra amin’ ny tany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Kings of the earth, and all people; princes, and all judges of the earth:
In Context
10Ny bibi-dia sy ny biby fiompy rehetra, Ny biby mandady na mikisaka ary ny voro-manidina,
12Na ny zatovolahy, na ny zatovovavy, Na ny antitra, na ny tanora,
Read all of Bokin'ny Salamo 148
Cross References
Psalms 2:10Ary amin’ izany dia hendre ianareo, ry mpanjaka; minoa anatra ianareo, ry mpitsaran’ ny tany.
Psalms 66:1Ho an’ ny mpiventy hira. Tonon-kira. Salamo. Mihobia ho an’ Andriamanitra, ry tany rehetra;
Psalms 72:10Ny mpanjakan’ i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan’ i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana.
Psalms 102:15Fa sitraky ny mpanomponao ny vatony, Sady malahelo ny vovo-taniny izy.
Proverbs 8:15Izaho no anjakan’ ny mpanjaka Sy andidian’ ny mpanapaka araka ny rariny;
Isaiah 60:3Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, ary ny mpanjaka mankeo amin’ ny famirapiratan’ ny fiposahanao.