Bokin'ny Salamo 148:12
Na ny zatovolahy, na ny zatovovavy, Na ny antitra, na ny tanora,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Both young men, and maidens; old men, and children:
In Context
11Ny mpanjaka amin’ ny tany sy ny vahoaka rehetra, Ny mpanapaka sy ny mpitsara rehetra amin’ ny tany,
Read all of Bokin'ny Salamo 148
Cross References
Psalms 8:2Jehovah, Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao amin’ ny tany rehetra! nataonao eny amin’ ny lanitra ny voninahitrao.
Jeremiah 31:13Ary amin’ izany dia ho faly amin’ ny fandihizana ny virijina mbamin’ ny zatovo sy ny antitra koa; Fa hampodiko ho fifaliana ny fitomaniany, ka hampiononiko sy hampifaliko izy ho afaka alahelo.
Matthew 21:15Fa nony hitan’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny zavatra mahagaga izay nataony sy ny ankizy madinika miantso eo an-kianjan’ ny tempoly ka manao hoe: Hosana ho an’ ny Zanak’ i Davida! ― dia tezitra izy
Titus 2:4mba hampianarany ny vehivavy tanora fanahy ho tia ny vadiny, ho tia ny zanany,