Epistily ho an'ny Romana 12:15
Miaraha mifaly amin’ izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’ izay mitomany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Rejoice with them that do rejoice, and weep with them that weep.
In Context
14Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 12
Cross References
Nehemiah 1:4Ary rehefa nandre izany teny izany aho, dia nipetraka nitomany sady niferinaina andro maro ary nifady hanina sy nivavaka teo anatrehan’ Andriamanitry ny lanitra
Job 30:25Tsy nitomany ny ory va aho? Tsy nangorakoraka ny malahelo va ny fanahiko?
Isaiah 66:10Miaraha mifaly amin’ i Jerosalema, Ary miravoravoa aminy ianareo rehetra izay tia azy; Aoka hiara-mifaly aminy tokoa Hianareo rehetra izay malahelo noho ny aminy,
Jeremiah 38:12Dia hoy Ebeda-meleka Etiopiana tamin’ i Jeremia: Ataovy eo ambanin’ ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto ho efitry ny mahazaka, dia nataon’ i Jeremia izany;
Luke 15:5ary rehefa hitany iny, dia ataony eo an-tsorony, ka dia faly izy;
John 11:33Ary Jesosy nony nahita azy nitomany sy ny Jiosy izay niaraka taminy nitomany koa, dia vonto ny fanahiny, ka tora-kovitra Izy;