Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 3:5
Ary ny Tompo anie hanitsy lalana ny fonareo ho amin’ ny fitiavana an’ Andriamanitra sy ho amin’ ny faharetan’ i Kristy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the Lord direct your hearts into the love of God, and into the patient waiting for Christ.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 3
Cross References
Deuteronomy 30:6Dia hoforan’ i Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ ny taranakao hitiavanao an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, mba ho velona ianao.
1 Chronicles 29:18Jehovah ô, Andriamanitry ny razanay, dia Abrahama sy Isaka ary Isiraely, mba ampahareto ao am-pon’ ny olonao mandrakizay izany fikasan’ ny sainy izany, ka ampiomany ho Anao ny fony;
Psalms 119:5Enga anie ka ho tafatoetra ny lalako Hitandremako ny didinao!
Psalms 130:5Niandry an’ i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.
Jeremiah 10:23Jehovah ô, fantatro fa tsy an’ ny olombelona ny lalan-kalehany, na an’ ny mpandeha ny hahalavorary ny diany
Lamentations 3:26Tsara ny miandry ny famonjen’ i Jehovah amin’ ny fanginana.