Bokin'ny Salamo 25:3
Eny, tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry Anao; fa izay mivadika foana no ho menatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Yea, let none that wait on thee be ashamed: let them be ashamed which transgress without cause.
In Context
2Andriamanitro ô, Hianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho; aoka tsy hifalian’ ny fahavaloko aho.
4Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 25
Cross References
Genesis 49:13ZEBOLONA, ao amoron-dranomasina no honenany, dia ao amoron-dranomasina fitodian-tsambo; ary ny sisin-taniny hifanolotra amin’ i Sidona.
Psalms 6:10Jehovah efa nandre ny fangatahako; Jehovah no handray ny fivavahako.
Psalms 22:6Hianao no nitarainany, ka afaka izy; Hianao no nitokiany, ka tsy menatra izy.
Psalms 31:17Ampamirapirato amin’ ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo amin’ ny famindram-ponao aho.
Psalms 33:20Ny fanahintsika miandry an’ i Jehovah; famonjena antsika sy ampingantsika Izy.
Psalms 37:34Miandrasa an’ i Jehovah, ka tandremo ny lalàny, dia hanandratra anao handova ny tany Izy; Ho faly hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy ianao.