Epistily ho an'ny Efesiana 6:2
Manajà ny ray sy ny reninao (fa izany no didy voalohany misy teny fikasana),
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Honour thy father and mother; (which is the first commandment with promise;)
In Context
1Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin’ ny Tompo, fa marina izany.
3mba hahita soa ianao sy ho maro andro ambonin’ ny tany.
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 6
Cross References
Exodus 20:12Manaja ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro ianao ao amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao ho anao.
Proverbs 20:20Izay manozona ny rainy na ny reniny, Dia ho faty ao amin’ ny alim-pito ny jirony.
Ezekiel 22:7Ao aminao no anozonana ray aman-dreny; ary ao aminao no anaovana izay sarotra amin’ ny vahiny; ary ao aminao no ampahoriana ny kamboty sy ny mpitondratena.
Matthew 15:4Fa Andriamanitra efa nanao hoe: Manajà ny rainao sy ny reninao, ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
Romans 13:7Mandoava amin’ izy rehetra izay tokony ho azy avy: vola hetra ho an’ izay tokony handoavan-ketra, fadin-tseranana ho an’ izay tokony handoavana fadin-tseranana’ tahotra ho an’ izay tokony hatahorana, haja ho an’ izay tokony hohajaina.